AWA

Ry Tanindrazanay malala o! (The Madagascar National Anthem)

0
0
  • 0:24
AWAで聴く

歌詞

Ry Tanindrazanay malala ô! Ry Madagasikara soa. Ny Fitiavanay anao tsy miala, Fa ho anao, ho anao doria tokoa Tahionao ry Zanahary 'Ty Nosindrazanay ity Hiadana sy ho finaritra He! Sambatra tokoa izahay. Ry Tanindrazanay malala ô! Irinay mba hanompoan'anao Ny tena sy fo fanahy anananay, 'Zay sarobidy sy mendrika tokoa. Ry Tanindrazanay malala ô! Irinay mba hitahian'anao, Ka Ilay Nahary 'zao tontolo izao No fototra ijoroan'ny satanao.

このページをシェア

The One World Ensembleの人気曲

The One World Ensemble
の他の曲も聴いてみよう
AWAで他の曲を聴く
はじめての方限定
1か月無料トライアル実施中!
登録なしですぐに聴ける
アプリでもっと快適に音楽を楽しもう
ダウンロード
フル再生
時間制限なし