AWA

Raha Mila Fanampiana

Track byMahaleo

0
0
  • 2008.06.01
  • 3:24
AWAで聴く

歌詞

Raha mila fanampiana ianao Ka misy tsy mety ny hatao Tsarovy aki eh !! fa any ho any Misy namanao tena tia anao Miandry fotsiny miandry pihy maso Miandry ho kopahin-tanana Fa vonon-kijoro handresy ny ankaso Satria izany no tena namana Raha misy zavamam-pahory Ka mila tsy ahita tory Tsarovy aki eh!! fa any ho any Misy namanao tena tia Mahantra sy osa mahantra harena Nefa kosa tsy tia tena Fa vonon-kianampy satria tia Tsy mitady valiny sanatria Raha matsiaro ireny ianao indray(2) Na marary nefa tokana iray Tsarovy aki eh!! fa any ho any Misy namanao tena tia Tsy irery ianao fa misy mahatsiaro Ka ny halahelo hatsaharo Fa na ali-mikitroka na oram-baventy Ho tonga tsy ho ela fa vetivety Fihavanana tsy ho rava no ho hita ao Fa madio sy hamairatra foana Tsarovy aki eh!! fa any ho any Misy namanao hatrany hatrany (2)

このページをシェア

Mahaleoの人気曲

Mahaleo
の他の曲も聴いてみよう
AWAで他の曲を聴く
はじめての方限定
1か月無料トライアル実施中!
登録なしですぐに聴ける
アプリでもっと快適に音楽を楽しもう
ダウンロード
フル再生
時間制限なし