AWA

Iantrao

Track byMahaleo

0
0
  • 4:09
AWAで聴く

歌詞

Iantrao, fa aza rikoriko Sanatria tsy fanahy niniako No nahatonga ahy ho toy izao Iantrao, fa ny hazo fijaliako Mavesatra fa nikipiako Raiso tanana aho raha azo atao Mahantra aho tsy mitafy mandry fotsy Ory fitia sy rotsirotsy Ka mba manantena anao Mahantra aho ny fiainako mikororosy Manitsaka ahy izay te-hanosy Asa raha toy ireny koa ianao. Iantrao, ny hambom-poko efa nariako Izay mba mety ho faniriako Nahiliko tsy ho hitanao Iantrao, ny hajanao ho kajiako Ny ho namanao no mba tiako Mba ampio raha sitrakao Mahantra aho nefa aza hindrahindraina Fa manjary ady ilaina Ireo tsipin-teny atorakao Mahantra aho nefa mendrika hohajaina Fa efa manao vy very ny aina Miasa fa tsy milalao Mahantra aho mareforefo osaosa Fa fahoriana mihavosa No babeko an-damosiko ao Mahantra aho fa ny anao kosa Tsy misy izay tsy tontosa Ireo nofinofinao

このページをシェア

Mahaleoの人気曲

Mahaleo
の他の曲も聴いてみよう
AWAで他の曲を聴く
はじめての方限定
1か月無料トライアル実施中!
登録なしですぐに聴ける
アプリでもっと快適に音楽を楽しもう
ダウンロード
フル再生
時間制限なし