AWA

Embona sy hanina (Live) (Live)

Track byMahaleo

0
0
  • 2013.05.12
  • 3:46
AWAで聴く

歌詞

Titre de la chanson : Embona Nom de l'artiste : Mahaleo Embona sy hanina, tsiahy maha-fahanginana Ngoly ny fo mamelovelo, madisadisan'alahelo Ny avôna tazanina,tsy hita ho dinganina Fa lavitra loatra ianao ka tsy tratra Ny aina marary, ny fo maratra Fa ny antsoko, ny ankony mitampody Mba mihika mafy anie aho nefa tsy tody Izay jereko manjavozavo Tako-drahona sy vohitra avo Fa mahery sy masiaka ny onja Tsisy lakana mety afaka hitondra Ny maso no alefa maminany Mibanjina anao any ho any. Alahelo sy toloko, raha vao injay tsaroako Fa noho ny hasomparan'ny tany Izaho aty, ianao lavitra any Tsy azo hiadiana ny anjara 'Zay angamba no heveriny ho tsara Izaho tsy kivy tsy ho ketraka Na dia mangidy mavesatra Fa ny ahy dia fitia tena marina Na anaty honahona tsy ho tafarina Na halevina mety handifitr'olona Hiposaka amin'ny hamololona Ny any hafatro dia ny hoe matokia Fa izaho tsy hitsahatra ny hitia Tsy ny halavitana, ny tsy hita maso Mahasakana ny fontsika tsy hihaona

このページをシェア

Mahaleoの人気曲

Mahaleo
の他の曲も聴いてみよう
AWAで他の曲を聴く
はじめての方限定
1か月無料トライアル実施中!
登録なしですぐに聴ける
アプリでもっと快適に音楽を楽しもう
ダウンロード
フル再生
時間制限なし